Entrée | kaonty | ||||||||||||
Partie du discours | nom | ||||||||||||
Explications en malgache | Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [1.1] | ||||||||||||
Explications en anglais | An account [1.7] | ||||||||||||
Explications en français | Compte [1.8] | ||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||
Titres | |||||||||||||
Origine | Français: compte. | ||||||||||||
Anagrammes | kanoty, kaonty, takony |
Mis à jour le 2023/08/11 |