|
|
|
|

Entrée1  kaonty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao
4 Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [1.1]
Explications en anglais  5 an account [1.7]
Explications en français  6 compte [1.8]
Exemples  7  Mpanao kaonty no asako. [2.4#]
8  Sao dia misy diso kaonty izany? [2.472#]
9  Tsy maintsy manamarina ny fampahalalam-baovao navoaka ny Fitsarana momba ny kaonty. [4.27#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Tous les mots composés  17  7 combinaisons de ce mot

Anagrammes  18 kanoty, kaonty, 19 kitano, 20 kitona, 21 ontika, 22 takony, 23 tokina

Mis à jour le 2025/11/17