Entrée kaomisera
Partie du discours nom
Explications en malgache Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera [1.1]
Exemples Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy. [2.4]
Vocabulaire 
Origine Français: commissaire (un).
Autres orthographes 

Mis à jour le 2021/10/12