|
|
|
|

Entrée (1/5)1  kaoka
Partie du discours  2  adjectif
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Explications en malgache  14  [1.1] Lempona aty, lesoka aty
Keoka
15  [1.13] [keoka] miendrika lovia
Explications en anglais  16  [1.7] hollow, concave
Explications en français  17  [1.8] creux, concave
18  [1.13] [keoka] concave
Analogues  19  lempona

Entrée (2/5)20  kaoka
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  [1.1] Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny

Entrée (3/5)23  kaoka
Partie du discours  24  nom
Explications en malgache  25  [1.1] [Tanala] Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany
Explications en français  26  [1.196] (au sens général kaoka : action de râcler ; allusion au mode de préparation des fibres qui doivent être teillées). Hibiscus surattensis L. (Malvaceae) (réf. Cours 1565). Arbuste dont l'écorce fournit de bonnes fibres, employées en corderie et pour faire des sacs. [Tanala]
Vocabulaire  27  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (4/5)28  kaoka
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  [1.13] fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka
Explications en français  31  [1.13] érosion
Vocabulaire  32  Géographie: (en général)

Entrée (5/5)33  kaoka
Partie du discours  34  nom
Explications en malgache  35  [1.1] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia
Vocabulaire  36  Santé

Anagrammes  37  akako, akaok, akoka, kakao, kaoka, koaka

Mis à jour le 2025/07/29