|
|
|
|

Entrée1  kantsanana
Radical  2 kantsana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Tapahina tanteraka amin' ny antsy maranitra; didiana tarangana:
5 Nokantsanany tamin' ny antsimbilona ny rambon' ilay ondry [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/13