|
|
|
|

Entrée1  kanadianina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Ny firenena monina amin' ny tanin' i Amerika avaratra (avaratr' i Etazonia): Ny ampahatelon' ny Kanadianina miteny frantsay, ny androatokony miteny anglisy.
4 Momba an' i Kanada, an' i Kanada na avy any Kanada: Ny fanamboarana taratasy no orinasa kanadianina lehibe indrindra noho ireo ala lehibe sy maro any aminy. [1.1]
Explications en anglais  5 Canadian. [3.1]
Explications en français  6 canadien, canadienne. [3.1]
Vocabulaire  7  Géographie: pays, peuples
Analogues  8  kanada, 9  kanada

Mis à jour le 2025/11/02