| Entrée | 1 kambontsinay |
| Mots élémentaires | 2 kambo, 3 tsinay |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Kambo lavalava mivohitra eo amin' ny tendron' ny tsinaibe, izay poaka aty ka ifatraran' ny zavajavatra madinika ary mety hiteraka fanaintainana mafy; ny fanesorana azy no tokony hatao amin' izay.
[1.1] |
| Exemples |
6 Mitranga izany raha toa ka rovitra na miolana ny kambontsinay na faritra hafa amin'ny tsinay.
[2.424#]
|
| Vocabulaire | 7 Biologie |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|