|
|
|
|

Entrée1  kalisy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Kapoaka ampiasain' ny Pretra hasiana divay amin' ny sorona masin' ny lamesa (katolika).
4 Kapoaka misy ny divay sotroina amin' ny fanasan' ny Tompo (protestanta). [1.1]
Vocabulaire  5  Religion et Liturgie

Anagrammes  6 kalisy, 7 kilasy, 8 kisaly, 9 lakisy, Lakisy

Mis à jour le 2025/11/09