Entrée kalalao
Partie du discours nom
Explications en malgache Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
Explications en anglais A cockroach [1.7]
Explications en français Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
Exemples ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika. [1.395]
Vocabulaire 
Synonymes kadradraka ~ kalabe
Phytonymes 
Toponymes 
Article 

Entrée Kalalao (kalalao)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Coordonnées -21.1833333, 47.1

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30