Entrée kakao
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] nom d'une espèce de poisson. (Carangidae). [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire 
Nom scientifique Carangidae

Entrée kakao
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-kazo mety hahatratra 3-4m ny haavony, izay ahazoana voany antsoina koa hoe kakao. Ireo voa ireo, izay ao anatina voa lehibe, dia totoina ka rehefa afaka ny menaka aminy dia ahazoana vovoka mania mena anaovana ilay zavapisotro fantatra amin' ny anarana hoe kakao. Raha endasina kosa indray ireo voany madinidinika ire o, nefa tsy alana ny menaka ao aminy, ka totoina, dia ahazoana fetafeta mania mena volomparasy izay mihamafy ka anaovana ny sokolà [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Origine Français: cacao.

Entrée kakao (kaka)
Partie du discours impératif du verbe passif kakàna [liste complète]
Exemples Kakao ao ambanin' ny vata [Rajemisa 1985]

2017/03/10