Entrée (1/2) | 1 kakakaka |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
11 [1.1] Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. |
Explications en anglais |
12 [1.7] loud laughter |
Explications en français |
13 [1.8] éclats de rire |
Exemples |
14 [2.285] Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano.
15 [2.472] kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. 16 [2.895] Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. |
Vocabulaire | 17 Son |
Entrée (2/2) | 18 kakakaka |
Partie du discours | 19 nom |
Radical | 20 kaka |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
22 [1.1] |
Explications en français |
23 [1.3#303] [duplicatif fréquentatif] |
Anagrammes | 24 akakakak, kakakaka |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |