| Entrée (1/2) | 1 kakakaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra..
[1.1] |
| Explications en anglais |
4loud laughter.
[1.7] |
| Explications en français |
5éclats de rire.
[1.8] |
| Exemples |
6 Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano.
[2.285]
7 kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [2.472] 8 Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [2.895] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 17 Son |
| Entrée (2/2) | 18 kakakaka |
| Radical | 19kaka |
| Partie du discours | 20 nom |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
21[duplicatif fréquentatif].
[1.3#303] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|