|
|
|
|

Entrée1  kada
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hidim-baravarana tsy mba mipetaka amin' ny varavarana fa azo tsoahina, ka toy izao ny fombafombany: misy vy mifaingoka afaka mikaratoka arỳ amin' ny ilan' ny kadanà, ary io vy mifaingoka io izay mitsofoka amin' ny vy boribory roamipetaka amin' ny varavarana sy ny batana no mitana ny varavarana hihidy
Explications en français  4  [1.3] Cadenas
Autres orthographes  5  gadana

Anagrammes  6  andaka, dakana, danaka, kadanà, Kanadà, nadaka

Mis à jour le 2020/07/31