|
|
|
|

Entrée1 jofoina
Radical  2jofo
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho
Ianjerana, iantontana
Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1]
Morphologie 
5 Présent :
6 Passé :
7 Futur :
8 Impératif :
Synonymes  9jofoana

Anagrammes  10 anjofoy, 11 jofoina

Mis à jour le 2025/09/12