Entrée joadimariko
Partie du discours nom
Explications en malgache (fiovan' ny hoe Jadimariko) Teny tenenin' ny mpampinona eo am-panasana ny tangena, ka ny heviny dia hoe: tsy mihontsina nefa marikoriko te handoa [1.1]

Mis à jour le 2020/07/31