Entrée | 1 jinjaina |
Radical | 2 jinja |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso 5 Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be reaped, to be cut down [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on coupe, qu'on moissonne [1.3#296, 1.8] 8 qu'on récolte [1.3#296] |
Exemples |
9 Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina. [2.508] 10 Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [2.472] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 15 jinjana |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot jinjaina |
Anagrammes | 17 ajinjany, ijinjana, jinjaina, jinjanay, njainjay |
Mis à jour le 2023/01/20 |