|
|
|
|

Entrée1  jijina
Radical  2 jijy
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 kendrena am-pitandremana fatratra, toy ny ataon' ny mpilalao kanety izay ampanatonina tsikelikely ny vava lavaka, kalina
5 tsihifina, alaina na hanina tsikelikely: Nojijin' ny adala ny vola tao ambatan-drainibeny [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  jijina, 10 jinjay

Mis à jour le 2025/12/08