| Entrée | 1 japoney |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Japana: Mihoatra ny zato tapitrisa ny isan' ny Japoney.
4 Momba an' i Japana, na an' i Japana na avy any Japana: Voakaly ary mafy ny taozavatra japoney. [1.1] |
| Explications en anglais |
5 Japanese.
[3.1] |
| Explications en français |
6 japonais, japonaise.
[1.13] |
| Vocabulaire | 7 Géographie: pays, peuples |
| Analogues | 8 japana, 9 japana |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|