Entrée japirona
Partie du discours nom
Explications en malgache Vy kely misy kinifinifiny maranitra amin' ny kiraron' ny mpitaingin-tsoavaly, izay mahatonga ny soavaly hiriotra mihazakazaka rehefa anerena ka anindromana ny kibony [1.1]
Origine Français: les éperons.

Mis à jour le 2020/07/31