Entrée izarỳ (irỳ)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [Rajemisa 1985]
Explications en anglais those quite far away (not in sight) [Hallanger 1973]
Explications en français ceux-là, assez loin (pas visible) [Hallanger 1974]
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples Ary izary hazo miavona izary ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 67]

Mis à jour le 2020/07/31