|
|
|
|

Entrée1 izarỳ
Radical  2iry
Partie du discours  3 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1]
Explications en anglais  5 those quite far away (not in sight) [1.7]
Explications en français  6 ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8]
Exemples  7 Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka. [2.643]
Tableaux et planches  8 Tous les pronoms

Anagrammes  9 izarỳ, 10 Rizia

Mis à jour le 2025/09/12