Entrée izao (io)
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache Enti-manondro zavatra na olona tsy hita maso akaiky, izany hoe, ohatra, ao ambadiky ny varavarana: Ampangino izao radio midradradradra ao an' efitra ao izao, ry Ikoto a! na somary takontakona: Jereo izao itangoronan' ny olona izao, rankizy a. Ny "izao" koa anefa dia mety hanan-kevitra roa manokana hafa: 1) zavatra mitranga amin' ilay fotoana itenenana: Mahafinaritra ahy izao fahatongavanareo maro be mitsidika ahy izao. 2) hevitra na teny vao holazaina: Tsarovy tsara izao teny izao: Asio fieritreretana ny atao rehetra. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise this [Hallanger 1973]
Définition française celui-ci [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée izao
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition anglaise now [Hallanger 1973]
Définition française maintenant [Hallanger 1974]

2019/08/17