Entrée izaitsizy
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.)
Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala [1.1]
Explications en anglais Exceedingly, excessively [1.7]
Explications en français Excessivement [1.8]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31