Entrée | 1 izahay |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: 4 Malagasy izahay fa ianareo vazaha. 5 Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: 6 Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. [1.1] |
Explications en anglais |
7 We (excluding the person addressed). Compare isika. [1.2] 8 we (excluding those addressed) [1.7] |
Explications en français |
9 Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). [1.3] 10 nous (exclusif) [1.5, 1.8] |
Explications en italien |
11 noi [1.18] |
Analogues | 12 anay, nay, ay |
Titres | 13 Andeha hianatra izahay : Fianarana mamaky teny sy manisa (taona voalohany) (Razafintsalama-Rabenjamina Lucie) |
Tableaux et planches |
14 Tous les pronoms |
Mis à jour le 2020/07/31 |