|
|
|
|

Entrée (1/4)1  ivelany
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy
4  Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano [1.1]
Explications en anglais  5  outside, on the exterior [1.7]
Explications en français  6  à l'extérieur [1.3#287, 1.8]
7  extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) [1.4.fr#341]
Exemples  8  Tsy avoaboaka any ivelany? [2.472#161]
9  Io no fasako ivelan'ny tany [1.275|2.1046]
10  Ifara teo ivelan-kady, mbola eo ihany ve? [2.69#65]
11  Sanganehana teo ivelam-bohitra aho [2.643#112]
Morphologie 
12  Simple :
Mots composés 
Proverbes  28  Proverbes contenant le mot ivelany
Tableaux et planches  29  Tous les adverbes

Entrée (2/4)30  ivelany
Partie du discours  31  adjectif
Explications en malgache  32  Hita maso: Marevaka ny loko ivelany [1.1]
Explications en français  33  extérieur [1.3#287, 1.13]
34  externe [1.3#287]
35  extrinsèque [1.13]
Mots composés 

Entrée (3/4)38  ivelany
Partie du discours  39  nom
Explications en malgache  40  Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany [1.1]
Explications en français  41  l'extérieur, le dehors [1.3#287]

Entrée (4/4)42  ivelany
Radical  43  vela
Partie du discours  44  verbe relatif ivelana et pronom

Anagrammes  45  ivelany, lenivay

Mis à jour le 2022/01/24