Entrée itikitra (ity)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [1.1]
Explications en anglais This quite close (in sight) [1.7]
Explications en français Celui-ci, tout près (visible) [1.8]
Exemples fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao. [2.654]
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/22