|
|
|
|

Entrée1 itikitra
Radical  2itỳ
Partie du discours  3 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4 misy tovana, mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny fototeny niaviany "itỳ": Tsy tiako itikitra satroka itikitra. Aleoko lavitra itikitra [1.1]
Explications en anglais  5 this quite close (in sight) [1.7]
Explications en français  6 celui-ci, tout près (visible) [1.8]
Exemples  7 fa anarany ny Tsimandoa amin' Ilehidama ataony hoe Iandafindraosa, fa raha ity anao itikitra, dia hanomezanay toky anao. [2.654#]
Tableaux et planches  8 Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/09/12