Entrée | itena | |
Partie du discours | pronom | |
Explications en malgache | [Taisaka] Ianao [1.78] | |
Misolo ny olona itenenana raha tokana, ary tsy manaja, ifanaovan' ny olona tezitra, indrindra ny vehivavy. [1.1] | ||
Explications en anglais | You (singular) used familiarly; often disrespectful [1.7] | |
Explications en français | Tu, toi; familier ou trivial [1.8] | |
Tableaux et planches | tous les pronoms | |
Anagrammes | ateny, itena |
Mis à jour le 2020/07/31 |