|
|
|
|

Entrée (1/2)1  isika
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3  Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
4  Samy olombelona mety diso daholo isika.
5  (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina:
6  Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Explications en anglais  7  we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
8  we (including those addressed) [1.7]
Explications en français  9  nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
10  nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Explications en italien  11  noi [1.18]
Analogues  12  antsika, -ntsika
Mots composés 
Titres  17  Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy (Ravelojaona)
Tableaux et planches  18  Tous les pronoms

Entrée (2/2)19  ïsika
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21  hira [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  22  hosika

Anagrammes  23  asiki, isaky, isika, ïsika, saiky

Mis à jour le 2023/08/11