Entrée isan-jato (isa, zato)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza ireo antokon' ny mponina manao fanompoana izay mitsinjarazara ho zato isaky ny iray tarika
¶ ampahany raha atao ara-keviny amin' ny zato: Ny valopolo isan-jato amin' ny Malagasy dia mpamboly [Rajemisa 1985]
Définition française pourcentage [SLP 1986]
Vocabulaire 
Citations 

2010/06/01