| Entrée | 1 isamborana | 
| Radical | 2 sambotra | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Explications en français | 4   [1.3#569] | 
| Exemples | 5   Tsy misy azo isamborana azy ireo raha tsy miray hina isika.
[2.895#] 6 Koa aza dia isamborana izay vava diso lahy, ary aza dia itsimponana izay teny latsaka, fa ray aman-dreny hianao. [2.587#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |