| Entrée | 1 isafidianana | 
| Radical | 2 safidy | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Exemples | 
4   tsy maintsy afaka manolotra amin' ny mpifidy kandidà sy fandaharanasa isafidianana ihany koa izy.
[4.27#] 
 5 Ahoana ny fomba isafidianana izay hombana amin' ny ady ifanaovan' ny tia ny fanavaozana sy ny tia ny fiovana mahery vaika? [1.369#]  | 
| Morphologie | 
  | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/10 | 
 |