Entrée ireroa (iroa)
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise those far away (in sight) plur. of iroa [Hallanger 1973]
Définition française ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa [Hallanger 1974]
Tableaux et planches tous les pronoms
Exemples 
1Ry mpiandry gisa ireroa! [Dahle: Angano, page 70]
2Ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [Ravalison: Atodiorokoroka]

2019/08/17