|
|
|
|

Entrée1  iray fototra
Mots élémentaires  2 iray, 3 fototra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo: iray fototra: atody telo. [1.1]
Explications en anglais  6 a nest of three eggs. [1.2]
Explications en français  7 se dit des oeufs comptés trois par trois: trois oeufs. [1.3]
Exemples  8  irayfototra sy mifankahazo resaka na dia misy fiteny tsirairay tsy mitovy aza. [1.436#]
Analogues  9  efapototra, 10  roafototra, 11  telofototra

Mis à jour le 2025/11/02