Entrée | 1 Ingahy |
Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) |
Vocabulaire |
3 Etiquette |
Explications en malgache | 4 antidahy hajaina [Taisaka] [1.78]5 Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? [1.1] |
Explications en anglais | 6 a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister. [1.2]7 "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity [1.7] |
Explications en français | 8 "Monsieur"; terme honorifique [1.8] |
Exemples |
9 Aza adino ange I Sarila s' ingahy Sefo. [2.470] 10 Ambarao, ry ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324] 11 Marary, hono, ingahy Raboto, hoy izy. [2.472] |
Mots élémentaires | 12 lahy |
Titres |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot Ingahy |
Tableaux et planches |
15 Liste complète |
Anagrammes | 16 haingy, Ingahy, ngiahy |
Mis à jour le 2023/07/25 |