| Entrée (1/5) | 1 indra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
4 Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [1.1] |
| Explications en français |
5 Largeur, épaisseur, côté:
6 Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) 7 ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) 8 ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) [1.3#279] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Synonymes | 11 indrany |
| Tous les mots composés | 12 3 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/5) | 13 indra |
| Partie du discours | 14 adverbe [Liste complète] |
| Explications en anglais |
15 before, previously, whilst
[Provincial]
[1.2] |
| Explications en français |
16 avant, auparavant.
[Tankarana]
[1.19] |
| Entrée (3/5) | 17 indra |
| Partie du discours | 18 pronom [Liste complète] |
| Explications en malgache |
19 izany
[Bezanozano]
[1.78] |
| Tableaux et planches |
20 Tous les pronoms |
| Entrée (4/5) | 21 indra |
| Partie du discours | 22 Non spécifié |
| Explications en malgache |
[1.78] |
| Dérivés |
|
| Entrée (5/5) | 24 indrà |
| Partie du discours | 25 Non spécifié |
| Explications en malgache |
26 na....na.....
[Bara]
[1.78] |
| Synonymes | 27 ndra ñy, ndra |
| Anagrammes | 28 Andry, andry, 29 indra, indrà, 30 nidra |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|