|
|
|
|

Entrée1  indrisy
Partie du discours  2  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-milaza fisentoana fa misy alahelo lehibe: Indrisy! lasa tsy ho hitako intsony izany reniko!. Indraindray koa anefa mety milaza fihetseham-po samihafa -- indrindra fahatairana, na hagagana, na hakiviana -- ny indrisy: Indrisy! rahoviana vao tsy hirehareha ny lehibe sy ny ambony! (Mitovitovy hevitra aminy eto ny Endrey!). [1.1]
Explications en anglais  4 alas! Alack! Beautiful!. [1.2]
5 alas!. [1.7]
Explications en français  6 hélas!. [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12