Entrée | indrindra | |
Partie du discours | adverbe | |
Définition malgache | Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra ¶ Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko ¶ Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs. [Richardson 1885] | |
especially; indeed; very, most [Hallanger 1973] | ||
Traduction française | surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur [Hallanger 1974] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |