|
|
|
|

Entrée1  indrindra
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-milaza toetran' olona na toe-javatra fara tampony na farany ambany miolotra amin' ny sisa rehetra: Isambilo no mahay indrindra amin' ny mpianatra ary Ikoto no kevoka indrindra.
4 Tsy hafa fa... tokoa: Ianao indrindra no tadiaviko.
5 Tsara, amin' ny fotoana tsara... iny: Nikabary indrindra izy no nianjera ny valindrihana. [1.1]
Explications en anglais  6 especially, exceedingly, chiefly, principally. It is used to form the superlative degree of adjectives, and to qualify or emphasize most adjectives and verbs.. [1.2]
7 especially; indeed; very, most. [1.7]
Explications en français  8 surtout; indique le degré superlatif; ex.: ny tsara indrindra, le meilleur. [1.8]
Tous les mots composés  9  6 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09