|
|
|
|

Entrée1  indrakindrafana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy: Indrakindrafana erỳ ny ankizy fa rahampitso izahay no handeha ho any Mahajanga
Taitaitra, adaladala: Olona indrakindrafana iny, ka aza atao mahagaga anao ny fihetsiny
4  [2.285#220] taitaitra, hendratrendratra fa toa mahatsiaro ao anaty ao foa toa hisy zavatra hitranjga
Explications en anglais  5  [1.2] having an impression in one's mind. See kafana.
Exemples  6  Nivaloharika sady tsy nahateny Zaka, indrakindrafana toa very ambiroa, nijery ahy sy nandinika ilay tovovavy, dia nitsiky nony ela! [2.5#35]
7  Teo am-pitsinjovana anefa dia ny masony ihany no mifantoka any fa ny sainy sy ny fony dia toa mamolivoly sy indrakindrafana be hafahafa. [2.895#69]
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot indrakindrafana

Mis à jour le 2020/07/31