Entrée indraika
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly -- Hadinoy ny sentosento sy tomany -- Aoka ihany izany foko no hijaly -- Hitoloko samy irery lavitra any (Rajemisa Raolison)
Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? -- Indraika [1.1]
Mots composés 

Entrée indraika
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache  [Tambahoaka] Koa, indray [1.78]
Synonymes indreka

Mis à jour le 2020/07/31