Entrée (1/5) | 1 indra |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia |
Explications en français |
9 [1.3#279] Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) |
Synonymes | 10 indrany |
Entrée (2/5) | 11 indra |
Partie du discours | 12 adverbe [Liste complète] |
Explications en anglais |
13 [1.2] before, previously, whilst [Provincial]
|
Explications en français |
14 [1.19] avant, auparavant. [Tankarana]
|
Entrée (3/5) | 15 indra |
Partie du discours | 16 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
17 [1.78] izany [Bezanozano]
|
Tableaux et planches |
18 Tous les pronoms |
Entrée (4/5) | 19 indra |
Partie du discours | 20 Non spécifié |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
22 [1.78] |
Entrée (5/5) | 23 indrà |
Partie du discours | 24 Non spécifié |
Explications en malgache |
25 [1.78] na....na..... [Bara]
|
Synonymes | 26 ndra, ndra ñy |
Anagrammes | 27 Andry, andry, indrà, indra, nidra |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |