| Entrée | 1 ilehio |
| Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
| Exemples |
3 Aza misy taitra, hoy ilehio nibitsibitsika koa, fa samy "mpiady" daholo!
[2.4#54]
4 Namely ihany I Feno, tataka boba ra indray koa ny ravin-tsofin' ilehio havanana. [2.472#54] 5 Tsy nahatazana azy kosa ilehio fa raha tsy izany dia ho matin' adroadro indray Rainitonadro. [2.470#39] |
| Tableaux et planches |
6 Tous les pronoms |
| Mis à jour le 2026/02/28 |
|