|
|
|
|

Entrée1  ilay mahia miankin-drindrina
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  ilay, mahia, miankina, rindrina
Explications en malgache  4  [1.1] Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia)

Mis à jour le 2024/12/07