|
|
|
|

Entrée1  ilay mahia miankin-drindrina
Mots élémentaires  2  ilay, 3  mahia, 4  miankina, 5  rindrina
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12