|
|
|
|

Entrée1  ilavoamena
Mots élémentaires  2 ila, 3 voamena
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Anaram-bola izay 0,10 F ny sandany: (ilan' ny voamena, izany hoe antsasaky ny voamena). [1.1]
Explications en anglais  6 [voamena, two-pence.] A penny ; lit. one side of twopence. Pronounced, lavoamena. [1.2]
Exemples  7  Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa. [1.437#]
8  Tsy fantatro izay nataon' ny fianakaviana hafa, fa tao aminay ilavoamena no azony. [2.472#]
Vocabulaire  9  Economie: finances, gestion
Autres orthographes  10 lavoamena
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02