Entrée (1/2) | 1 ilai > ilaina |
Radical | 2 ila |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin' ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona 5 Tadiavina, takina: Ilain' ny vatana ny miala sasatra indraindray [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be wanted, to be needed, to be taken, to be asked for. [1.2] 7 to be wanted to be desired, to be needed [1.7] |
Explications en français |
8 qu'on cherche, qu'on désire, dont on a besoin [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 ilai > ilaina |
Radical | 15 ila |
Partie du discours | 16 verbe passif |
Explications en malgache |
17 Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao [1.1] |
Morphologie |
|