|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ikaloy
Radical  2 kalo
Partie du discours  3  impératif du verbe relatif ikaloana [Liste complète]
Explications en français  [1.3#306]

Entrée (2/2)4  Ikaloy
Partie du discours  5  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  6 [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: .... [1.10]
Vocabulaire  7  Géographie: agglomérations
Analogues  8  nytendrombohitraroambinifolo

Anagrammes  9 ikalio, 10 Ikaloy, ikaloy, 11 laikoy

Mis à jour le 2025/11/09