|
|
|
|

Entrée1  Ikala
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Teny entina milaza zazavavy ka: 1) tononina mialoha ny anarany: Tsy hita ny nalehan' Ikala Soa, nefa tadiavin-dreniny izy; 2) atao eo alohana mpamaritra anarana mamingavinga ka entina maneso na manompa: Ikala adala, Ikala tsy mahita ny viliany iny!
Explications en anglais  4  [1.2] a girl, a wench, a woman. It is also used for the female of animals, especially of fowls.
5  [1.7] a common name for women and girls, usually disrespectful, often used to form expressions of abuse
Explications en français  6  [1.8] nom propre de femme; familier, souvent péjoratif; sert à former des sobriquets péjoratifs
Exemples  7  ikala Soa zandriko nanambady zanak' olona mpiavy. [2.445#]
8  nefa tsy hitan-dRafara sy ikala izay nidirany tao. [2.69#]
Vocabulaire  9  Etiquette
Mots composés 
Anthroponymes 

Anagrammes  16  alaik, alika, Ikala, ilaka, kalay, laika, lakai, liaka

Mis à jour le 2023/10/28