Entrée ihomehezana (homehy (hehy))
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais To be laughed at [1.7]
Explications en français  [1.3]
 Dont on se moque, dont on rit [1.8]
Exemples 
1Ihomehezana ange izany ka mora! [2.4]
2Ary aza dia hihomehezanareo zatovo izay tonga amin' ny fotoam-pandrosoana ankehitriny, fa tsarovy ny tenin' ilay lehilahy manan-tsaina anankiray hoe: [1.437]
Morphologie 
Présent : ihomehezana, ihomehezako, ihomehezanao, ihomehezany, ihomehezantsika, ihomehezanay, ihomehezanareo, ihomehezan', ihomehezan-, ihomehezam-, ihomeheza-
Passé : nihomehezana, nihomehezako, nihomehezanao, nihomehezany, nihomehezantsika, nihomehezanay, nihomehezanareo, nihomehezan', nihomehezan-, nihomehezam-, nihomeheza-
Futur : hihomehezana, hihomehezako, hihomehezanao, hihomehezany, hihomehezantsika, hihomehezanay, hihomehezanareo, hihomehezan', hihomehezan-, hihomehezam-, hihomeheza-
Impératif : ihomehezo
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20